1 Mpanjaka 7:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 sy ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny vilia baolina ary ny fitaovana rehetra,+ izay nataon’i Hirama tamin’ny varahina nokosehina hangirana. Nataony ho an’i Solomona Mpanjaka izany, ho an’ny tranon’i Jehovah.
45 sy ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny vilia baolina ary ny fitaovana rehetra,+ izay nataon’i Hirama tamin’ny varahina nokosehina hangirana. Nataony ho an’i Solomona Mpanjaka izany, ho an’ny tranon’i Jehovah.