-
2 Tantara 24:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Raha vao vitan’izy ireo izany, dia naterina tany amin’ny mpanjaka sy Joiada ny ambim-bola. Ary nanao an’ireto zavatra ireto koa izy ireo: Fitaovana ho an’ny tranon’i Jehovah sy ho an’ny fanompoana,+ fitaovana fanaovana fanatitra, kaopy,+ ary fitaovana vita tamin’ny volamena+ sy volafotsy. Ary nanao fanatitra dorana+ tao an-tranon’i Jehovah ny olona, nandritra ny androm-piainan’i Joiada.
-