2 Mpanjaka 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Efa tsy hay lazaina intsony ny lanjan’ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra, izany hoe tamin’ny andry roa sy ilay ranomasina ary ireo kalesy izay nataon’i Solomona ho an’ny tranon’i Jehovah.+
16 Efa tsy hay lazaina intsony ny lanjan’ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra, izany hoe tamin’ny andry roa sy ilay ranomasina ary ireo kalesy izay nataon’i Solomona ho an’ny tranon’i Jehovah.+