1 Mpanjaka 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary natsangany ireo andrin’ny+ tilikambo fidirana mankao amin’ny+ tempoly. Natsangany ny andry ankavanana ary nantsoiny hoe Jakina. Avy eo dia natsangany ny andry ankavia ary nantsoiny hoe Boaza.
21 Ary natsangany ireo andrin’ny+ tilikambo fidirana mankao amin’ny+ tempoly. Natsangany ny andry ankavanana ary nantsoiny hoe Jakina. Avy eo dia natsangany ny andry ankavia ary nantsoiny hoe Boaza.