1 Mpanjaka 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nanao ampongabendanitra izy, ka nataony roa andalana manodidina, teo ambonin’ireo harato ireny, mba handrakotra ny loha andry teo an-tampon’ny andry. Ary nataony toy izany koa ny loha andry iray.+ 2 Tantara 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nanao rojo+ koa izy, ka napetany teny amin’ny tampon’ireo andry izany. Ary nanao ampongabendanitra+ zato izy, ka nataony teny amin’ireo rojo ireny.
18 Ary nanao ampongabendanitra izy, ka nataony roa andalana manodidina, teo ambonin’ireo harato ireny, mba handrakotra ny loha andry teo an-tampon’ny andry. Ary nataony toy izany koa ny loha andry iray.+
16 Nanao rojo+ koa izy, ka napetany teny amin’ny tampon’ireo andry izany. Ary nanao ampongabendanitra+ zato izy, ka nataony teny amin’ireo rojo ireny.