1 Tantara 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ary i Azaria niteraka an’i Seraia,+ ary i Seraia niteraka an’i Jozadaka.+ Ezra 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Taorian’izany, izany hoe tamin’ny fotoana nanjakan’i Artaksersesy+ mpanjakan’i Persa, dia nisy lehilahy atao hoe Ezra,+ zanak’i Seraia,+ zanak’i Azaria, zanak’i Hilkia,+
7 Taorian’izany, izany hoe tamin’ny fotoana nanjakan’i Artaksersesy+ mpanjakan’i Persa, dia nisy lehilahy atao hoe Ezra,+ zanak’i Seraia,+ zanak’i Azaria, zanak’i Hilkia,+