-
2 Mpanjaka 25:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ireto kosa no nalainy avy tao an-tanàna: Tandapa iray nifehy ny lehilahy mpiady; lehilahy dimy anisan’ireo afaka nankeo anatrehan’ny mpanjaka ka hita tao an-tanàna; ny mpitan-tsoratry ny lehiben’ny tafika, izany hoe ilay mpanangona vahoaka; ary enimpolo lahy teo amin’ny vahoaka ka hita tao an-tanàna.+
-