Jeremia 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tsy maintsy hotsimponina toy ny voaloboka navelan’ny mpioty,+ ny sisa amin’ny Israely. Averimbereno eo amin’ny sakeli-boaloboka ny tananao, toy ny ataon’ny mpioty.”
9 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tsy maintsy hotsimponina toy ny voaloboka navelan’ny mpioty,+ ny sisa amin’ny Israely. Averimbereno eo amin’ny sakeli-boaloboka ny tananao, toy ny ataon’ny mpioty.”