Genesisy 40:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tamin’ny andro fahatelo, dia nitsingerina ny andro nahaterahan’i Farao.+ Ary nanao fanasambe ho an’ny mpanompony rehetra izy, ka navoakany teo imason’ny mpanompony ny lehiben’ny mpandroso zava-pisotro sy ny lehiben’ny mpanao mofo.+
20 Ary tamin’ny andro fahatelo, dia nitsingerina ny andro nahaterahan’i Farao.+ Ary nanao fanasambe ho an’ny mpanompony rehetra izy, ka navoakany teo imason’ny mpanompony ny lehiben’ny mpandroso zava-pisotro sy ny lehiben’ny mpanao mofo.+