2 Mpanjaka 25:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nomena anjara sakafo+ tsy tapaka avy tamin’ny mpanjaka izy, araka izay tokony ho azy isan’andro, nandritra ny androm-piainany.
30 Ary nomena anjara sakafo+ tsy tapaka avy tamin’ny mpanjaka izy, araka izay tokony ho azy isan’andro, nandritra ny androm-piainany.