FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hoy izy tamin’ireo: “Voasoratra hoe: ‘Ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana’,+ fa ianareo kosa manao azy ho lava-bato fieren-jiolahy.”+

  • Marka 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nampianatra koa izy hoe: “Moa ve tsy voasoratra hoe: ‘Ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana+ ho an’ny firenena rehetra’?+ Fa ianareo kosa nanao azy ho lava-bato fieren-jiolahy.”+

  • Lioka 19:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 ka nanao hoe: “Voasoratra hoe: ‘Ary ny tranoko hatao hoe trano fivavahana.’+ Fa ianareo kosa nanao azy ho lava-bato fieren-jiolahy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara