2 Mpanjaka 17:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 mandra-panaisotr’i Jehovah ny Israely tsy ho eo imasony,+ araka izay nolazainy tamin’ny alalan’ny mpaminany mpanompony rehetra.+ Nesorina tamin’ny taniny àry ny Israely ka natao sesitany any Asyria, ary mbola any mandraka androany.+
23 mandra-panaisotr’i Jehovah ny Israely tsy ho eo imasony,+ araka izay nolazainy tamin’ny alalan’ny mpaminany mpanompony rehetra.+ Nesorina tamin’ny taniny àry ny Israely ka natao sesitany any Asyria, ary mbola any mandraka androany.+