Isaia 41:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ho menatra sy ho afa-baraka izay rehetra tezitra aminao,+ ary ho lasa tsinontsinona sy ho levona+ ny olona mifanditra aminao. Zakaria 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tezitra mafy amin’ireo firenena miadana+ aho. Tezitra kely+ ihany aho mantsy tamin’izany fotoana izany, fa izy ireo kosa vao mainka nampitombo ny loza.”’+
11 “Ho menatra sy ho afa-baraka izay rehetra tezitra aminao,+ ary ho lasa tsinontsinona sy ho levona+ ny olona mifanditra aminao.
15 Tezitra mafy amin’ireo firenena miadana+ aho. Tezitra kely+ ihany aho mantsy tamin’izany fotoana izany, fa izy ireo kosa vao mainka nampitombo ny loza.”’+