Salamo 50:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ianao anefa mankahala anatra,+Ary tsy ahoanao mihitsy ny teniko.+ Ohabolana 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahalalana.+ Fa hamavoin’ny adala kosa ny fahendrena sy ny fananarana.+ Zefania 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy aho tamin’ilay tanàna: ‘Aoka hatahotra ahy ianao, ka hihaino anatra.’+ Amin’izay dia tsy ho rava ny fonenany.+ Hataoko ampamoaka izy noho ny fahotany rehetra.+ Vao mainka anefa izy nanao izao zava-dratsy rehetra izao.+
7 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahalalana.+ Fa hamavoin’ny adala kosa ny fahendrena sy ny fananarana.+
7 Hoy aho tamin’ilay tanàna: ‘Aoka hatahotra ahy ianao, ka hihaino anatra.’+ Amin’izay dia tsy ho rava ny fonenany.+ Hataoko ampamoaka izy noho ny fahotany rehetra.+ Vao mainka anefa izy nanao izao zava-dratsy rehetra izao.+