Deoteronomia 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+ Deoteronomia 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa hoy Izy: ‘Aoka hafeniko azy ireo ny tavako,+Dia ho hitako eo izay hiafaran’izy ireo aorian’izay.Fa taranaka ratsy toetra+Sy zanaka tsy mendri-pitokisana+ ireo.
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+
20 Koa hoy Izy: ‘Aoka hafeniko azy ireo ny tavako,+Dia ho hitako eo izay hiafaran’izy ireo aorian’izay.Fa taranaka ratsy toetra+Sy zanaka tsy mendri-pitokisana+ ireo.