Ohabolana 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mety ho lavo impito ny marina, nefa ho tafarina ihany,+ fa ny ratsy fanahy kosa ho solafaka noho ny loza manjo azy.+ Mika 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza mifaly noho izay manjo ahy, ry vehivavy fahavaloko,+ fa na lavo aza aho, dia tsy maintsy mbola hiarina,+ ary na mitoetra ao anaty haizina aza,+ dia ho mpanazava ahy i Jehovah.+
16 Mety ho lavo impito ny marina, nefa ho tafarina ihany,+ fa ny ratsy fanahy kosa ho solafaka noho ny loza manjo azy.+
8 Aza mifaly noho izay manjo ahy, ry vehivavy fahavaloko,+ fa na lavo aza aho, dia tsy maintsy mbola hiarina,+ ary na mitoetra ao anaty haizina aza,+ dia ho mpanazava ahy i Jehovah.+