Salamo 119:118 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 118 Ailikao daholo izay mihataka amin’ny fitsipikao,+Satria lainga no entiny mamitaka.+ Jeremia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Mipetraka eo anivon’ny fitaka ianao.+ Namitaka izy ireo ka nanda tsy hahalala ahy”,+ hoy i Jehovah.
6 “Mipetraka eo anivon’ny fitaka ianao.+ Namitaka izy ireo ka nanda tsy hahalala ahy”,+ hoy i Jehovah.