Isaia 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Inona no mbola tokony ho natao tamin’ny tanimboaloboko ka tsy efa nataoko?+ Mba nantenaiko hamoa voaloboka tsara izy, nefa nahoana no namoa voalobokadia? Mika 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Fa inona no nataoko taminao, ry oloko?+ Ary inona no nataoko ka nandreraka anao?+ Lazao àry izay fahadisoako.+
4 Inona no mbola tokony ho natao tamin’ny tanimboaloboko ka tsy efa nataoko?+ Mba nantenaiko hamoa voaloboka tsara izy, nefa nahoana no namoa voalobokadia?
3 “Fa inona no nataoko taminao, ry oloko?+ Ary inona no nataoko ka nandreraka anao?+ Lazao àry izay fahadisoako.+