Salamo 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah anefa mitazana avy any an-danitra, eny, mitazana ny zanak’olombelona izy,+Mba hahitana raha misy olona manan-tsaina ka mitady an’i Jehovah.+ Malakia 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tamin’izany andro izany, dia nifampiresaka tamin’ny namany avy ireo matahotra an’i Jehovah.+ Ary nihaino tsara i Jehovah ka nandre izany.+ Dia nisy boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehany,+ ho an’ireo matahotra an’i Jehovah sy misaintsaina ny anarany.+
2 I Jehovah anefa mitazana avy any an-danitra, eny, mitazana ny zanak’olombelona izy,+Mba hahitana raha misy olona manan-tsaina ka mitady an’i Jehovah.+
16 Tamin’izany andro izany, dia nifampiresaka tamin’ny namany avy ireo matahotra an’i Jehovah.+ Ary nihaino tsara i Jehovah ka nandre izany.+ Dia nisy boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehany,+ ho an’ireo matahotra an’i Jehovah sy misaintsaina ny anarany.+