FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa tandremo sy ankatoavy izany, satria izany no hahitan’ny firenen-kafa fa hendry+ sy mahira-tsaina+ ianareo. Handre izany fitsipika rehetra izany mantsy izy ireo, ka hilaza tokoa hoe: ‘Tena hendry sy mahira-tsaina io firenena lehibe io!’+

  • Salamo 19:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+

      Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana.

  • 2 Timoty 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin’ny famonjena,+ amin’ny alalan’ny finoana an’i Kristy Jesosy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara