Deoteronomia 32:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ho reraka be noho ny hanoanana+ izy ireo, ary ho lanin’ny fanaviana mahery+Sy ny fandringanana mangidy.+Ary halefako ho amin’izy ireo ny biby manaikitra,+Sy ny poizin’ny biby mandady amin’ny vovoka.+
24 Ho reraka be noho ny hanoanana+ izy ireo, ary ho lanin’ny fanaviana mahery+Sy ny fandringanana mangidy.+Ary halefako ho amin’izy ireo ny biby manaikitra,+Sy ny poizin’ny biby mandady amin’ny vovoka.+