Salamo 135:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoderaina avy ao Ziona anie i Jehovah+Izay monina ao Jerosalema!+Miderà an’i Jah!+ Isaia 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona, fa Ilay Masin’ny Israely dia lehibe eo anivonareo.”+