15 Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony, Ilay Masin’ny Israely:+ “Ho voavonjy ianareo raha miverina sy mitony. Ny tsy fahataitairanareo sy ny fatokisanareo no ho tanjakareo.”+ Tsy nety anefa ianareo.+
14 Sasao ny fonao mba tsy hisy faharatsiana intsony, ry Jerosalema ô, mba ho voavonjy ianao.+ Mandra-pahoviana ianao no mbola hifikitra amin’ny hevi-diso?+