FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia nipetraka hihinan-kanina izy ireo.+ Ary rehefa nanopy ny masony ireo, dia nahita Ismaelita+ maromaro niara-dia avy tany Gileada. Ary ny ramevany nitondra ditin-kazo ladanoma sy balsama ary hodi-kazo misy ditiny,+ izay nentiny nidina ho any Ejipta.

  • Genesisy 43:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa hoy i Israely rainy: “Izao àry no ataovy:+ Alaivo ny vokatra tsara indrindra amin’ny tany ka ataovy ao anaty goninareo, ary ento hatao fanomezana ho an-dralehilahy,+ dia balsama+ kely, tantely+ kely, ditin-kazo ladanoma, hodi-kazo misy ditiny,+ sy voanjombazaha ary amandy.+

  • Jeremia 46:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Miakara any Gileada ary makà balsama,+ ry Ejipta zanakavavy virjiny+ ô! Very maina fotsiny ny nanaovanao zavatra maro hahasitrana anao, fa tsy ho salama intsony ianao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara