Deoteronomia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ireto avy ny tenin’i Mosesy tamin’ny Israely rehetra tao amin’ny faritr’i Jordana,+ tany an-tany efitra, teny amin’ny lemaka karakaina tandrifin’i Sofa, anelanelan’i Parana+ sy Tofela sy Labana sy Hazerota+ ary Dizahaba. Deoteronomia 32:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nahita azy tany an-tany efitra Izy,+Tany amin’ny tany karakaina+ misy feom-biby mitaraindraina.Nihodidina azy+ Izy, ka nikarakara azy,+Ary niaro azy toy ny anakandriamasony.+
1 Ireto avy ny tenin’i Mosesy tamin’ny Israely rehetra tao amin’ny faritr’i Jordana,+ tany an-tany efitra, teny amin’ny lemaka karakaina tandrifin’i Sofa, anelanelan’i Parana+ sy Tofela sy Labana sy Hazerota+ ary Dizahaba.
10 Nahita azy tany an-tany efitra Izy,+Tany amin’ny tany karakaina+ misy feom-biby mitaraindraina.Nihodidina azy+ Izy, ka nikarakara azy,+Ary niaro azy toy ny anakandriamasony.+