Jeremia 23:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika mba hanamelohana an’ireo mpaminany: “Hampihinaniko zavamaniry mangidy izy ireo, ary hampisotroiko rano misy poizina.+ Fa niely eran’ilay tany ny fivadiham-pinoan’ireo+ mpaminanin’i Jerosalema.” Fitomaniana 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Novokisany zava-mangidy aho,+ ary nataony tofoka zavamaniry mangidy.+
15 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika mba hanamelohana an’ireo mpaminany: “Hampihinaniko zavamaniry mangidy izy ireo, ary hampisotroiko rano misy poizina.+ Fa niely eran’ilay tany ny fivadiham-pinoan’ireo+ mpaminanin’i Jerosalema.”