FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 49:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hitany mantsy fa maty koa na ny hendry aza,+

      Ary samy maty daholo na ny adala na ny tsy misaina,+

      Ka hamela ny fananany ho an’olon-kafa.+

  • Ohabolana 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao manontolo,+ fa aza miantehitra amin’ny fahaizanao.+

  • Mpitoriteny 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nandinika indray aho ka izao no hitako etỳ ambanin’ny masoandro: Tsy ny haingam-pandeha no mahazo fandresena,+ ary tsy ny mahery no mandresy,+ ary tsy ny hendry no manan-kanina,+ ary tsy ny mahira-tsaina no mahazo harena,+ ary tsy ny manam-pahalalana no mahazo sitraka,+ satria mety ho azon-tsampona izy rehetra amin’ny fotoana tsy ampoizina.+

  • Isaia 5:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Lozan’izay mihevi-tena ho hendry sy mihevi-tena ho malina!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara