Salamo 91:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+Dia hanafaka azy aho.+Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+ Jaona 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa mba hahazoan’izy ireo fiainana mandrakizay,+ dia ilainy ny mianatra hahalala+ anao, ilay hany tena Andriamanitra,+ sy Jesosy Kristy, ilay nirahinao.+ 1 Korintianina 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 mba ho araka ny voasoratra hoe: “Izay mirehareha, dia aoka ho i Jehovah no ho reharehany.”+
14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+Dia hanafaka azy aho.+Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+
3 Koa mba hahazoan’izy ireo fiainana mandrakizay,+ dia ilainy ny mianatra hahalala+ anao, ilay hany tena Andriamanitra,+ sy Jesosy Kristy, ilay nirahinao.+