8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.+ Ary inona moa no takin’i Jehovah aminao, afa-tsy ny hanao ny rariny+ sy ny ho tia hatsaram-panahy+ ary ny hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’Andriamanitrao?+
18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+