2 Mpanjaka 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tamin’ny andron’i Joiakima no niakaran’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona hanafika ilay tany. Koa lasa mpanompon’i+ Nebokadnezara nandritra ny telo taona i Joiakima. Nikomy taminy anefa izy. 2 Tantara 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nataon’i Neko+ mpanjakan’i+ Ejipta ho mpanjakan’ny Joda sy Jerosalema i Eliakima+ rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta.+ Jeremia 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izao no teny tonga tamin’i Jeremia momba ny olon’i Joda rehetra, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, izany hoe, tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona,
24 Tamin’ny andron’i Joiakima no niakaran’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona hanafika ilay tany. Koa lasa mpanompon’i+ Nebokadnezara nandritra ny telo taona i Joiakima. Nikomy taminy anefa izy.
4 Ary nataon’i Neko+ mpanjakan’i+ Ejipta ho mpanjakan’ny Joda sy Jerosalema i Eliakima+ rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta.+
25 Izao no teny tonga tamin’i Jeremia momba ny olon’i Joda rehetra, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, izany hoe, tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona,