Lioka 11:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 “Lozanareo mahay Lalàna, satria nalainareo ny fanalahidin’ny fahalalana,+ ary ianareo tsy niditra nefa izay handeha hiditra nosakananareo!”+ Jaona 8:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tsy fantatrareo anefa izy,+ fa izaho mahalala azy.+ Raha milaza aho fa tsy mahalala azy, dia mpandainga tahaka anareo koa. Fantatro anefa izy, ary mitandrina ny teniny aho.+
52 “Lozanareo mahay Lalàna, satria nalainareo ny fanalahidin’ny fahalalana,+ ary ianareo tsy niditra nefa izay handeha hiditra nosakananareo!”+
55 Tsy fantatrareo anefa izy,+ fa izaho mahalala azy.+ Raha milaza aho fa tsy mahalala azy, dia mpandainga tahaka anareo koa. Fantatro anefa izy, ary mitandrina ny teniny aho.+