FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary hanjavona tanteraka ireo andriamanitra tsy misy dikany.+

  • Jeremia 51:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Zava-poana ireny+ sady zavatra hamavoin’ny olona.+ Ho fongana ireny rehefa tonga ny fotoana hifantohana aminy.+

  • Zefania 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hampahatahotra i Jehovah rehefa hamely an’ireo,+ fa hataony tsinontsinona ny andriamanitra rehetra ambonin’ny tany.+ Ary hiankohoka eo anatrehany ny olona,+ any amin’izay misy azy avy, eny, ny nosy rehetran’ny hafa firenena.+

  • Zakaria 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ary amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “no hanafoanako ny anaran’ireo sampy tsy ho amin’ity tany ity,+ ka tsy hotsarovana intsony ireny. Ary hesoriko tsy ho amin’ity tany ity koa ny mpaminany+ sy ny fanahin’ny fahalotoana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara