Joba 37:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Henoy tsara ny firohondrohon’ny feon’Andriamanitra,+Sy ny feo mierona avoakan’ny vavany. Joba 38:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Mahay manandratra ny feonao hatreny amin’ny rahona ve ianao,Mba hampisy rano be misamboaravoara handifotra anao?+ Joba 38:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Iza no nanome fahendrena+ ny rahona,Na nanome fahiratan-tsaina+ ny zava-mahagaga eny amin’ny lanitra? Salamo 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nampirefotra kotroka avy tany an-danitra i Jehovah,+Ary nanandratra ny feony ny Avo Indrindra,+Dia nisy havandra sy vainafo. Salamo 68:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Eny, mihirà ho an’Ilay mitaingina ny lanitry ny lanitra, dia ny lanitra efa nisy hatry ny ela.+Injay izy mampanakoako ny feony, dia feo mafy.+
34 Mahay manandratra ny feonao hatreny amin’ny rahona ve ianao,Mba hampisy rano be misamboaravoara handifotra anao?+
36 Iza no nanome fahendrena+ ny rahona,Na nanome fahiratan-tsaina+ ny zava-mahagaga eny amin’ny lanitra?
13 Nampirefotra kotroka avy tany an-danitra i Jehovah,+Ary nanandratra ny feony ny Avo Indrindra,+Dia nisy havandra sy vainafo.
33 Eny, mihirà ho an’Ilay mitaingina ny lanitry ny lanitra, dia ny lanitra efa nisy hatry ny ela.+Injay izy mampanakoako ny feony, dia feo mafy.+