Salamo 94:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mba mieritrereta, ry tsy misaina,+Ary ianareo adala, rahoviana ianareo vao hanam-pahalalana?+ Jeremia 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+ Jeremia 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Maro ireo mpiandry ondry+ nanimba ny tanimboaloboko.+ Nohitsakitsahin’ireny ilay anjarako.+ Novany ho tany efitra sy lao ilay anjarako izay mahafinaritra ahy.+
31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+
10 Maro ireo mpiandry ondry+ nanimba ny tanimboaloboko.+ Nohitsakitsahin’ireny ilay anjarako.+ Novany ho tany efitra sy lao ilay anjarako izay mahafinaritra ahy.+