22 Koa hoy i Samoela: “Ny fanatitra dorana sy sorona ve no sitrak’i Jehovah+ kokoa noho ny mankatò ny tenin’i Jehovah? Ny mankatò+ no tsara kokoa noho ny sorona,+ ary ny mihaino no tsara kokoa noho ny tavin’ondrilahy.+
23 Fa izao kosa no didy nomeko azy ireo: “Ankatoavy ny teniko,+ dia ho Andriamanitrareo aho,+ ary ianareo ho oloko. Mandehana amin’ny lalana+ rehetra hasaiko halehanareo, mba hahita soa ianareo.”’+