Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. Deoteronomia 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Hotanterahin’i Jehovah Andriamanitrareo aminareo ilay fifanekena+ nianianany tamin’ny razanareo,+ ka hanehoany hatsaram-panahy feno fitiavana+ ianareo, satria mihaino foana an’izany didim-pitsarana izany sady mitandrina sy manaraka izany.+ Salamo 105:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fifanekena nataony tamin’i Abrahama izany.+Nanao fianianana tamin’i Isaka koa izy,+
18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.
12 “Hotanterahin’i Jehovah Andriamanitrareo aminareo ilay fifanekena+ nianianany tamin’ny razanareo,+ ka hanehoany hatsaram-panahy feno fitiavana+ ianareo, satria mihaino foana an’izany didim-pitsarana izany sady mitandrina sy manaraka izany.+