FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ary aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity ianao, na mitalaho sy mivavaka ary miangavy amiko ho azy,+ fa tsy hihaino anao aho.+

  • Jeremia 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy i Jehovah tamiko: “Aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity, ary aza mangataka izay hahasoa azy.+

  • 1 Jaona 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha misy mahita ny rahalahiny manao ota tsy mahafaty,+ dia aoka izy hangataka avy hatrany ho an’ilay rahalahiny, ary izy* hanome azy fiainana,+ eny, hanome fiainana an’ireo manao ota tsy mahafaty.+ Misy anefa ota mahafaty. Ny amin’izany ota izany no lazaiko aminy hoe tsy tokony hanaovany fangatahana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara