Salamo 66:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha mankasitraka zava-dratsy aho ato am-poko,Dia tsy hihaino ahy i Jehovah.+ Hosea 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hitondra ny ondriny sy ny ombiny izy ireo ka handeha hitady an’i Jehovah, fa tsy hahita azy.+ Efa niala tamin’izy ireo mantsy izy.
6 Hitondra ny ondriny sy ny ombiny izy ireo ka handeha hitady an’i Jehovah, fa tsy hahita azy.+ Efa niala tamin’izy ireo mantsy izy.