Salamo 106:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ka ny voninahitro+ dia natakalonySarin’omby, izay biby mpihinam-bilona.+ Hosea 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Arakaraka ny habetsahan’ny mpisorona no vao mainka nanotan’izy ireo tamiko.+ Ary natakalony fahafaham-baraka ny voninahitro.+ Romanina 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 ka ny voninahitr’ilay+ Andriamanitra tsy mety lo dia nosoloany zavatra toy ny sarin’olona+ mety lo sy toy ny sary mampiseho vorona sy biby manan-tongotra efatra ary biby mandady.+
7 Arakaraka ny habetsahan’ny mpisorona no vao mainka nanotan’izy ireo tamiko.+ Ary natakalony fahafaham-baraka ny voninahitro.+
23 ka ny voninahitr’ilay+ Andriamanitra tsy mety lo dia nosoloany zavatra toy ny sarin’olona+ mety lo sy toy ny sary mampiseho vorona sy biby manan-tongotra efatra ary biby mandady.+