FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 dia izao kosa no hataoko aminareo: Hosaziko tokoa ianareo ka hivarahontsana sy ho voan’ny tioberkilaozy+ sy ny fanaviana mahery. Dia ho simba ny masonareo+ ary ho osa ny vatanareo.+ Ho very maina fotsiny ny namafazanareo voa, satria ny fahavalonareo no handany izany.+

  • Mika 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hamafy ianao nefa tsy hijinja. Hanitsakitsaka oliva ianao nefa tsy hihosotra menaka, ary hanao divay mamy nefa tsy hisotro divay.+

  • Hagay 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Be no nafafinareo, nefa kely no taomina.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky.+ Misotro ianareo nefa tsy ampy hahamamo akory izany. Mitafy ianareo nefa tsy mafana. Ary izay mikarama dia mahazo karama hatao ao anaty kitapo loaka.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara