Salamo 81:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nihaino ny feoko anefa ny oloko,+Ary tsy vonona ny hankatò ahy ny Israely.+ Jeremia 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Dia nanendry mpitily+ aho, hilaza aminareo hoe: ‘Henoy ny feon’ny anjombona!’”+ Hoy foana anefa ianareo: “Tsy hihaino izahay.”+
17 “Dia nanendry mpitily+ aho, hilaza aminareo hoe: ‘Henoy ny feon’ny anjombona!’”+ Hoy foana anefa ianareo: “Tsy hihaino izahay.”+