FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary hoy i Josoa tamin’i Akana: “Miangavy anao aho, anaka, mba hanome voninahitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ ka hibaboka aminy.+ Lazao amiko+ re izay nataonao, fa aza afenina+ ahy e!”

  • Salamo 96:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah, ry fokom-pirenena,+

      Eny, ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara