30 Hierona amin’ilay rembiny izy amin’izany andro izany, ka ho toy ny firohondrohon’ny ranomasina ny fierony.+ Ary hitazana an’ilay tany ny olona ka hahita haizina mampitebiteby.+ Hihamaizina ny hazavana, noho ny orana milatsaka eo amin’ilay tany.
22 Rehefa hiondrika hijery ny tany anefa izy, dia hahita fahoriana sy haizina+ sy haizim-pito sy fotoan-tsarotra ary andro manjombona tsy misy mangirana.+