Salamo 80:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 80 Mihainoa, ry Mpiandry ny Israely ô,+Dia ianao izay mitarika an’i Josefa toy ny fitarika andian’ondry.+Mamirapirata,+ ry ilay mipetraka eo amin’ny kerobima+ ô! Salamo 100:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka ho fantatrareo fa i Jehovah no Andriamanitra.+Izy no nanao antsika, fa tsy ny tenantsika.+Olony sy ondry ao an-kijanany isika.+
80 Mihainoa, ry Mpiandry ny Israely ô,+Dia ianao izay mitarika an’i Josefa toy ny fitarika andian’ondry.+Mamirapirata,+ ry ilay mipetraka eo amin’ny kerobima+ ô!
3 Aoka ho fantatrareo fa i Jehovah no Andriamanitra.+Izy no nanao antsika, fa tsy ny tenantsika.+Olony sy ondry ao an-kijanany isika.+