Ohabolana 27:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Na dia ataonao tsara toto ao anaty laona, miaraka amin’ny voa mbola tsy voatoto tsara, aza ny adala, dia tsy hiala aminy ny hadalany.+ Matio 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hamafisiko ihany fa mora kokoa ny hidiran’ny rameva ao amin’ny vodifanjaitra, noho ny hidiran’ny mpanankarena ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”+
22 Na dia ataonao tsara toto ao anaty laona, miaraka amin’ny voa mbola tsy voatoto tsara, aza ny adala, dia tsy hiala aminy ny hadalany.+
24 Ary hamafisiko ihany fa mora kokoa ny hidiran’ny rameva ao amin’ny vodifanjaitra, noho ny hidiran’ny mpanankarena ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”+