Salamo 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mba toy izany kosa ny ratsy fanahy,Fa toy ny akofa entin’ny rivotra.+ Jeremia 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao no holazaina amin’ity vahoaka ity sy Jerosalema, amin’izany andro izany: “Rivotra mahamay avy any amin’ny lala-masaka any an-tany efitra+ no mitsoka mankamin’ny oloko zanakavavy.+ Tsy rivotra azo ikororohana vary na anadiovana anefa izany. Hosea 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa ho toy ny zavona maraina+ izy, sy ho toy ny ando levona vao maraina, sy ho toy ny akofa paohin’ny rivotra hiala eny am-pamoloana,+ ary ho toy ny setroka avy amin’ny lavaka eo amin’ny tafo.
11 Izao no holazaina amin’ity vahoaka ity sy Jerosalema, amin’izany andro izany: “Rivotra mahamay avy any amin’ny lala-masaka any an-tany efitra+ no mitsoka mankamin’ny oloko zanakavavy.+ Tsy rivotra azo ikororohana vary na anadiovana anefa izany.
3 Koa ho toy ny zavona maraina+ izy, sy ho toy ny ando levona vao maraina, sy ho toy ny akofa paohin’ny rivotra hiala eny am-pamoloana,+ ary ho toy ny setroka avy amin’ny lavaka eo amin’ny tafo.