5 Ary hoy i Ahaba tamin’i Obadia: “Mandehana mitety ny tany, ho any amin’ny loharano rehetra sy ny lohasaha falehan-driaka rehetra. Angamba hahita ahi-maitso+ isika, ka ho voatsimbina ny ain’ny soavaly sy ny ramole, ary tsy hisy biby ho ripaka intsony.”+