Levitikosy 26:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho very maina fotsiny ny herin-tsandrinareo, satria tsy hahavokatra ny taninareo,+ ary tsy hamoa ny hazo eny an-tsaha.+ Deoteronomia 28:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ho varahina ny lanitra eo ambony lohanao, ary ho vy ny tany+ eo ambany tongotrao.
20 Ho very maina fotsiny ny herin-tsandrinareo, satria tsy hahavokatra ny taninareo,+ ary tsy hamoa ny hazo eny an-tsaha.+