FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nahita azy tany an-tany efitra Izy,+

      Tany amin’ny tany karakaina+ misy feom-biby mitaraindraina.

      Nihodidina azy+ Izy, ka nikarakara azy,+

      Ary niaro azy toy ny anakandriamasony.+

  • Salamo 77:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Notarihinao toy ny andian’ondry ny olonao,+

      Tamin’ny tanan’i Mosesy sy Arona.+

  • Salamo 78:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Ary nentiny tany amin’ny faritaniny masina izy ireo,+

      Dia ilay faritra be tendrombohitra azon’ny tanany ankavanana.+

  • Salamo 136:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia Ilay nampandeha ny olony hamakivaky ny tany efitra:+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+

  • Isaia 63:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aiza Ilay nampandeha azy ireo namakivaky ny rano manonja, mba hahatonga azy ireo tsy ho tafintohina fa ho toy ny soavaly mikarenjy any an-tany efitra?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara