Jeremia 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ahoana no ilazanao hoe: ‘Tsy nandoto ny tenako aho,+ ary tsy nanaraka an’ireo Bala’?+ Mba diniho ny anton-dianao tany an-dohasaha,+ ary eritrereto izay nataonao. Ramevavavy tanora haingam-pandeha ianao, ary mirenireny fotsiny eny amin’ny lalana.
23 Ahoana no ilazanao hoe: ‘Tsy nandoto ny tenako aho,+ ary tsy nanaraka an’ireo Bala’?+ Mba diniho ny anton-dianao tany an-dohasaha,+ ary eritrereto izay nataonao. Ramevavavy tanora haingam-pandeha ianao, ary mirenireny fotsiny eny amin’ny lalana.